22 Raha hoy kosa ianareo hoe: ‘I Jehovah+ Andriamanitray no itokisanay!’+ Fa angaha moa tsy izy no tompon’ireo toerana avo+ sy alitara nesorin’i Hezekia,+ izay nilaza tamin’ny Joda sy Jerosalema hoe: ‘Eto anoloan’ity alitara eto Jerosalema ity no hiankohofanareo’?”’+