- 
	                        
            
            Deoteronomia 12:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
11 Ary any amin’izay toerana+ hofidin’i Jehovah Andriamanitrareo hampitoerana ny anarany, no hanateranareo izay rehetra andidiako anareo, dia ny fanatitra dorana,+ sy ny sorona, sy ny ampahafolon-karena,+ sy ny fanomezan’ny+ tananareo, ary izay rehetra fidinareo hatao fanatitra fanefana voady,+ araka izay voady hataonareo amin’i Jehovah.
 
 -