Salamo 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Jehovah ô, nahoana no be dia be toy izao ny fahavaloko?+Nahoana no maro be no mitsangana hanohitra ahy?+ Salamo 3:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Izao no lazain’ny olona maro momba ahy:“Tsy hahazo famonjena avy amin’Andriamanitra izy.”+ Sela. Salamo 7:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Jehovah Andriamanitro ô,+ ianao no ialofako.+Vonjeo aho tsy ho azon’izay rehetra manenjika ahy ka afaho,+ Salamo 71:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ka manao hoe: “Efa nafoin’Andriamanitra izy.+Enjeho izy ka sambory, fa tsy misy mpamonjy.”+
3 Jehovah ô, nahoana no be dia be toy izao ny fahavaloko?+Nahoana no maro be no mitsangana hanohitra ahy?+
7 Jehovah Andriamanitro ô,+ ianao no ialofako.+Vonjeo aho tsy ho azon’izay rehetra manenjika ahy ka afaho,+