FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 16:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Natsingerin’i Jehovah aminao ny heloka rehetra tamin’ny nandatsahana ny ran’ny ankohonan’i Saoly, izay nodimbiasanao teo amin’ny fanjakana. Atolotr’i Jehovah eo an-tanan’i Absaloma zanakao izao ny fanjakana. Koa hidiran-doza ianao, satria lehilahy mpandatsa-dra!”+

  • Salamo 22:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Maneso ahy izay rehetra mahita ahy.+

      Manondro molotra sy mihivingivin-doha+ izy, ka manao hoe:

  • Matio 27:43
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 43 Nitoky tamin’Andriamanitra izy. Koa raha tia azy Andriamanitra, dia aoka hamonjy+ azy ankehitriny, satria hoy izy: ‘Zanak’Andriamanitra aho.’”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara