FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Marka 14:62
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 62 Dia hoy i Jesosy: “Izaho no izy. Ary ho hitanareo ny Zanak’olona+ hipetraka eo ankavanan’Ilay+ Mahery ary ho hitanareo ho avy izy, eny amin’ny rahon’ny lanitra.”+

  • Jaona 5:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Koa vao mainka nitady hamono azy ny Jiosy,+ satria nihevitra izy ireo fa nandika ny Sabata izy sady niantso an’Andriamanitra hoe Rainy,+ ka nanao ny tenany ho mitovy+ amin’Andriamanitra.

  • Jaona 10:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 nahoana aho, izay nohamasinin’ny Ray sy nirahiny ho amin’izao tontolo izao, no lazainareo hoe manevateva an’Andriamanitra satria aho nilaza hoe: Zanak’Andriamanitra+ aho?

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara