Jaona 7:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Taorian’izany, dia nanohy ny diany nitety an’i Galilia i Jesosy, fa tsy te handeha tany Jodia izy, satria nitady hamono+ azy ny Jiosy. Jaona 7:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Tsy i Mosesy ve no nanome anareo ny Lalàna?+ Tsy misy mankatò ny Lalàna anefa ianareo. Nahoana no tadiavinareo hovonoina aho?”+
7 Taorian’izany, dia nanohy ny diany nitety an’i Galilia i Jesosy, fa tsy te handeha tany Jodia izy, satria nitady hamono+ azy ny Jiosy.
19 Tsy i Mosesy ve no nanome anareo ny Lalàna?+ Tsy misy mankatò ny Lalàna anefa ianareo. Nahoana no tadiavinareo hovonoina aho?”+