Matio 12:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Fa ny Fariseo kosa nivoaka ka nikaon-doha ny amin’ny fomba hamonoana azy.+ Marka 3:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Tamin’izay dia nivoaka ny Fariseo, ka nikaon-doha avy hatrany niaraka tamin’ireo mpomba an’i Heroda+ ny amin’ny fomba hamonoana an’i Jesosy.+
6 Tamin’izay dia nivoaka ny Fariseo, ka nikaon-doha avy hatrany niaraka tamin’ireo mpomba an’i Heroda+ ny amin’ny fomba hamonoana an’i Jesosy.+