Genesisy 18:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary naka dibera sy ronono izy, ary koa ilay vantotr’omby efa nokarakarainy, ka nandroso izany teo anoloan’izy telo lahy.+ Ary nijoro teo anilan’izy ireo teo ambanin’ilay hazo izy, raha mbola nihinana ireo.+ Ohabolana 30:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Fa manome dibera ny ronono rehefa ahontsankontsana, ary mandeha ra ny orona rehefa poretina, ary miteraka fifandirana+ ny fahatezerana rehefa tsy voafehy.
8 Ary naka dibera sy ronono izy, ary koa ilay vantotr’omby efa nokarakarainy, ka nandroso izany teo anoloan’izy telo lahy.+ Ary nijoro teo anilan’izy ireo teo ambanin’ilay hazo izy, raha mbola nihinana ireo.+
33 Fa manome dibera ny ronono rehefa ahontsankontsana, ary mandeha ra ny orona rehefa poretina, ary miteraka fifandirana+ ny fahatezerana rehefa tsy voafehy.