Ohabolana 11:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Hovalian-tsoa* ny olona* malala-tanana,+ ary izay manao soa be dia be, dia handray soa be dia be koa.+ Asan’ny Apostoly 28:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Hafa ny fitenin’ireo mponina tao, ary tena tia olona izy ireo ka tsara fanahy+ taminay. Nandrehitra afo mantsy izy ireo ka nandray sy nanampy anay rehetra, fa avy ny orana sady nangatsiaka+ ny andro.
25 Hovalian-tsoa* ny olona* malala-tanana,+ ary izay manao soa be dia be, dia handray soa be dia be koa.+
2 Hafa ny fitenin’ireo mponina tao, ary tena tia olona izy ireo ka tsara fanahy+ taminay. Nandrehitra afo mantsy izy ireo ka nandray sy nanampy anay rehetra, fa avy ny orana sady nangatsiaka+ ny andro.