Joba 29:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nahazo tsodrano+ avy tamin’ny olona efa saika maty aho.Ary nampifaliko ny fon’ny mpitondratena.+ Isaia 32:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ny olona malala-tanana kosa manome torohevitra mahatonga halala-tanana, ary halala-tanana foana koa izy.+ Asan’ny Apostoly 20:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Nasehoko anareo tamin’ny zava-drehetra fa amin’ny fiasana mafy+ toy izany no tsy maintsy anampianareo an’ireo mila ampiana,+ sy ahatsiarovanareo ny tenin’i Jesosy Tompo nanao hoe: ‘Mahasambatra kokoa ny manome+ noho ny mandray.’” 2 Korintianina 9:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Raha ny amin’izany, izay kahihitra ka mamafy kely+ dia hijinja kely, fa izay malala-tanana ka mamafy be+ kosa dia hijinja be.
8 Ny olona malala-tanana kosa manome torohevitra mahatonga halala-tanana, ary halala-tanana foana koa izy.+
35 Nasehoko anareo tamin’ny zava-drehetra fa amin’ny fiasana mafy+ toy izany no tsy maintsy anampianareo an’ireo mila ampiana,+ sy ahatsiarovanareo ny tenin’i Jesosy Tompo nanao hoe: ‘Mahasambatra kokoa ny manome+ noho ny mandray.’”
6 Raha ny amin’izany, izay kahihitra ka mamafy kely+ dia hijinja kely, fa izay malala-tanana ka mamafy be+ kosa dia hijinja be.