Ohabolana 19:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Izay miantra ny mahantra dia mampisambotra an’i Jehovah,+ ary Izy no hanonitra an’izay nafoin’ilay olona.+ Ohabolana 22:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Hotahina izay manana fijery mangoraka, satria anomezany ho an’ny mahantra ny sakafony.+ Mpitoriteny 11:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Alefaso eny ambony rano+ ny mofonao,+ fa ho hitanao indray izy rehefa afaka andro maro.+ Lioka 6:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Aoka ianareo ho zatra manome dia mba homena koa ianareo.+ Fatra tsara sy mifatratra sy nahintsana ary mihoatra no hararaka eo am-pofoanareo. Fa araka izay famarana ampiasainareo no hamarana ho anareo.”+
17 Izay miantra ny mahantra dia mampisambotra an’i Jehovah,+ ary Izy no hanonitra an’izay nafoin’ilay olona.+
38 Aoka ianareo ho zatra manome dia mba homena koa ianareo.+ Fatra tsara sy mifatratra sy nahintsana ary mihoatra no hararaka eo am-pofoanareo. Fa araka izay famarana ampiasainareo no hamarana ho anareo.”+