Deoteronomia 15:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hisy olo-mahantra foana mantsy eo amin’ilay tany.+ Koa izany no andidiako anao hoe: ‘Tokony hanokatra ny tananao ianao ka halala-tanana amin’ny rahalahinao ory sy mahantra, izay eo amin’ny taninao.’+ Ohabolana 22:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Hotahina izay manana fijery mangoraka, satria anomezany ho an’ny mahantra ny sakafony.+ Isaia 32:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 “Sambatra ianareo izay mamafy voa eny amoron’ny rano+ rehetra, ka mamaha ny fatoran’ny omby sy ny ampondra.”+
11 Hisy olo-mahantra foana mantsy eo amin’ilay tany.+ Koa izany no andidiako anao hoe: ‘Tokony hanokatra ny tananao ianao ka halala-tanana amin’ny rahalahinao ory sy mahantra, izay eo amin’ny taninao.’+
20 “Sambatra ianareo izay mamafy voa eny amoron’ny rano+ rehetra, ka mamaha ny fatoran’ny omby sy ny ampondra.”+