2 Samoela 8:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 I Joaba+ zanak’i Zeroia no lehiben’ny tafika; Josafata+ zanak’i Ahiloda no mpanoratra ny raharaham-panjakana; 2 Samoela 10:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Nony ren’i Davida izany, dia nirahiny i Joaba sy ny tafika manontolo nisy lehilahy mahery.+
16 I Joaba+ zanak’i Zeroia no lehiben’ny tafika; Josafata+ zanak’i Ahiloda no mpanoratra ny raharaham-panjakana;