Josoa 5:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary hoy i Jehovah tamin’i Josoa: “Efa nakodiako hiala taminareo androany ny fanalam-baraka nataon’i Ejipta.”+ Koa natao hoe Gilgala+ ny anaran’izany toerana izany mandraka androany. 1 Samoela 11:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Hoy i Samoela tamin’ny olona nony avy eo: “Andao ho any Gilgala+ fa any isika no hanavao ny fanjakana.”+
9 Ary hoy i Jehovah tamin’i Josoa: “Efa nakodiako hiala taminareo androany ny fanalam-baraka nataon’i Ejipta.”+ Koa natao hoe Gilgala+ ny anaran’izany toerana izany mandraka androany.
14 Hoy i Samoela tamin’ny olona nony avy eo: “Andao ho any Gilgala+ fa any isika no hanavao ny fanjakana.”+