2 Tantara 11:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 ‘Izao no nolazain’i Jehovah: “Aza miakatra hiady amin’ny rahalahinareo,+ fa samia mody any an-tranony avy. Fa izaho no nahatonga izao zavatra izao.”’”+ Dia nankatò ny tenin’i Jehovah izy ireo, ka nody fa tsy nanafika an’i Jeroboama.+
4 ‘Izao no nolazain’i Jehovah: “Aza miakatra hiady amin’ny rahalahinareo,+ fa samia mody any an-tranony avy. Fa izaho no nahatonga izao zavatra izao.”’”+ Dia nankatò ny tenin’i Jehovah izy ireo, ka nody fa tsy nanafika an’i Jeroboama.+