Genesisy 32:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ary niposaka ny masoandro raha vao nandalo an’i Penoela izy. Ary nikotringa izy noho ny feny.+ Mpitsara 8:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Dia hoy koa izy tamin’ny lehilahy tao Penoela: “Rehefa tafaverina soa aman-tsara aho, dia harodako ity tilikambo ity.”+ Mpitsara 8:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Narodany+ koa ilay tilikambo tao Penoela,+ ary naripany ny lehilahy tao an-tanàna.
9 Dia hoy koa izy tamin’ny lehilahy tao Penoela: “Rehefa tafaverina soa aman-tsara aho, dia harodako ity tilikambo ity.”+