8 Dia nanohy ny diany izy, ka niakatra nankany Penoela.+ Ary niteny toy izany tamin’ny lehilahy tao koa izy, nefa namaly azy sahala amin’ny tao Sokota koa ireo.
25 Dia nanorina an’i Sekema+ tany amin’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima i Jeroboama, ka nonina tany. Ary niala tany izy, ka nanorina an’i Penoela.+