2 Tantara 12:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Koa nanao ampinga varahina ho solon’ireny i Rehoboama Mpanjaka, ka nametraka izany ho andraikitr’ireo lehiben’ny mpihazakazaka,+ dia ireo mpiambina+ ny fidirana mankao an-tranon’ny mpanjaka.+
10 Koa nanao ampinga varahina ho solon’ireny i Rehoboama Mpanjaka, ka nametraka izany ho andraikitr’ireo lehiben’ny mpihazakazaka,+ dia ireo mpiambina+ ny fidirana mankao an-tranon’ny mpanjaka.+