1 Mpanjaka 14:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Koa nanao ampinga varahina ho solon’ireny i Rehoboama Mpanjaka, ka nametraka izany ho andraikitr’ireo lehiben’ny mpihazakazaka,+ dia ireo mpiambina ny fidirana mankao an-tranon’ny mpanjaka.+
27 Koa nanao ampinga varahina ho solon’ireny i Rehoboama Mpanjaka, ka nametraka izany ho andraikitr’ireo lehiben’ny mpihazakazaka,+ dia ireo mpiambina ny fidirana mankao an-tranon’ny mpanjaka.+