1 Mpanjaka 14:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Koa izay ankohonan’i Jeroboama maty ao an-tanàna dia hohanin’ny alika,+ ary izay maty any an-tsaha kosa hohanin’ny voro-manidina,+ fa i Jehovah no efa niteny.”’ Joba 21:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ny ratsy ataon’ny olona dia hotehirizin’Andriamanitra ho an’ny zanany ihany.+Hovalian’Andriamanitra ny ataony, mba ho fantany.+
11 Koa izay ankohonan’i Jeroboama maty ao an-tanàna dia hohanin’ny alika,+ ary izay maty any an-tsaha kosa hohanin’ny voro-manidina,+ fa i Jehovah no efa niteny.”’
19 Ny ratsy ataon’ny olona dia hotehirizin’Andriamanitra ho an’ny zanany ihany.+Hovalian’Andriamanitra ny ataony, mba ho fantany.+