FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 18:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 “‘Hovonoina ho faty ny mpaminany+ izay sahisahy ratsy miteny amin’ny anarako ka milaza zavatra tsy nasaiko nolazainy,+ na koa miteny amin’ny anaran’andriamani-kafa.+

  • Jeremia 23:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: “Aza mihaino ny tenin’ireo mpaminany izay maminany aminareo,+ fa tarihiny ho amin’ny zava-poana ianareo.+ Fahitana avy ao am-pony fotsiny no lazainy,+ fa tsy avy amin’ny vavan’i Jehovah.+

  • Jeremia 23:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Izao foana no lazainy amin’ireo tsy manaja ahy: ‘Izao no nolazain’i Jehovah: “Hahita fiadanana ianareo.”’+ Ary izay rehetra mandeha araka ny ditran’ny fony+ kosa ataony hoe: ‘Tsy hisy loza hanjo anareo.’+

  • Ezekiela 13:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 “Nahita fahitana izy ireo, nefa fahitana tsy marina sy faminaniana sandoka avy amin’ny sikidy.+ Izao no lazain’izy ireo: ‘Izao no lazain’i Jehovah’, nefa i Jehovah tsy naniraka azy. Koa niandry izay hahatanteraka ny teny izy ireo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara