2 Tantara 35:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Tsy nety niverin-dalana anefa i Josia,+ fa mody nanao olon-kafa+ izy mba hiady taminy. Tsy nihaino ny teny nampilazain’Andriamanitra an’i Neko+ izy, ka tonga hiady teo amin’ny lemak’i* Megido.+ Ohabolana 21:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Tsy misy fahendrena na fahaiza-manavaka na torohevitra mahatohitra an’i Jehovah.+
22 Tsy nety niverin-dalana anefa i Josia,+ fa mody nanao olon-kafa+ izy mba hiady taminy. Tsy nihaino ny teny nampilazain’Andriamanitra an’i Neko+ izy, ka tonga hiady teo amin’ny lemak’i* Megido.+