1 Mpanjaka 2:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Avy hatrany i Solomona Mpanjaka dia nanome baiko tamin’ny alalan’i Benaia+ zanak’i Joiada. Ary namely azy izy ka maty i Adonia.+ Salamo 37:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Ho ripaka daholo kosa ny mpandika lalàna,+Ary fandringanana no miandry ny ratsy fanahy, amin’ny hoavy.+ Mpitoriteny 12:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Fa hotsarain’Andriamanitra ny karazan’asa rehetra mbamin’ny zava-miafina rehetra, ka izy no hamaritra na tsara izany na ratsy.+
25 Avy hatrany i Solomona Mpanjaka dia nanome baiko tamin’ny alalan’i Benaia+ zanak’i Joiada. Ary namely azy izy ka maty i Adonia.+
38 Ho ripaka daholo kosa ny mpandika lalàna,+Ary fandringanana no miandry ny ratsy fanahy, amin’ny hoavy.+
14 Fa hotsarain’Andriamanitra ny karazan’asa rehetra mbamin’ny zava-miafina rehetra, ka izy no hamaritra na tsara izany na ratsy.+