FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 1:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Tsy mba toy izany kosa ny ratsy fanahy,

      Fa toy ny akofa entin’ny rivotra.+

  • Salamo 9:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Hody any amin’ny Fasana*+ ny ratsy fanahy,+

      Sy ny firenena rehetra izay manadino an’Andriamanitra.+

  • Salamo 52:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Horinganin’Andriamanitra mandrakizay ianao.+

      Handavo anao izy, ary hisintona anao avy ao an-tranolainao.+

      Hanongotra anao hiala amin’ny tanin’ny velona tokoa izy.+ Sela.

  • Ohabolana 10:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ny fahatsiarovana ny olo-marina dia hitondra fitahiana ho azy,+ fa ho lo kosa ny anaran’ny ratsy fanahy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara