13 Hitabataba toy ny rano be misasasasa ireo firenena.+ Ary hiteny mafy azy ireo Izy.+ Dia handositra lavitra ireo ka horoahina toy ny akofa paohin’ny rivotra eny an-tendrombohitra, sy toy ny tsilo atambolimbolin’ny tafio-drivotra.+
12 Efa eny an-tanany ny fitaovana fikororohana ka hodioviny tsara ny famoloany, ary ny vary hangoniny ho ao an-trano fitehirizana+ azy, fa ny akofa sy ny mololo kosa hodorany+ amin’ny afo tsy mety maty.”