1 Samoela 2:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Ary hanendry mpisorona mendri-pitokisana ho an’ny tenako aho.+ Koa mifanaraka amin’izay ao am-poko sy ao an-tsaiko* no hataony. Dia hataoko tokoa izay hananany taranaka maharitra, ary ho mpisorona mandrakariva ho an’ny voahosotro+ izy. 1 Tantara 6:53 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 53 ary i Ahitoba niteraka an’i Zadoka,+ ary i Zadoka niteraka an’i Ahimaza.+ 1 Tantara 12:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 I Zadoka,+ tovolahy matanjaka sy be herim-po, sy ny fianakaviambe avy amin’ireo rainy, dia roa amby roapolo, ary samy lehiben’ny tafika izy ireo. 1 Tantara 16:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Ary i Zadoka+ mpisorona mbamin’ny rahalahiny mpisorona, no teo anoloan’ny tranolain’i Jehovah teo amin’ny toerana avo, tany Gibeona,+ 1 Tantara 24:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary nizara azy ireo araka ny fanompoana hiandraiketany avy i Davida, sy Zadoka+ avy amin’ny taranak’i Eleazara, ary Ahimeleka+ avy amin’ny taranak’i Itamara.+ Salamo 109:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Aoka ho vitsy andro izy,+Ary aoka ho lasan’olon-kafa ny andraikitra notanany.+
35 Ary hanendry mpisorona mendri-pitokisana ho an’ny tenako aho.+ Koa mifanaraka amin’izay ao am-poko sy ao an-tsaiko* no hataony. Dia hataoko tokoa izay hananany taranaka maharitra, ary ho mpisorona mandrakariva ho an’ny voahosotro+ izy.
28 I Zadoka,+ tovolahy matanjaka sy be herim-po, sy ny fianakaviambe avy amin’ireo rainy, dia roa amby roapolo, ary samy lehiben’ny tafika izy ireo.
39 Ary i Zadoka+ mpisorona mbamin’ny rahalahiny mpisorona, no teo anoloan’ny tranolain’i Jehovah teo amin’ny toerana avo, tany Gibeona,+
3 Ary nizara azy ireo araka ny fanompoana hiandraiketany avy i Davida, sy Zadoka+ avy amin’ny taranak’i Eleazara, ary Ahimeleka+ avy amin’ny taranak’i Itamara.+