29Hoy i Davida Mpanjaka tamin’ny fiangonana manontolo:+ “Mbola kely+ sy tanora fanahy i Solomona zanako, izay nofidin’Andriamanitra.+ Asa goavana anefa no atao, satria tsy ho an’olombelona ilay lapa+ fa ho an’i Jehovah Andriamanitra.
9 nefa izao mihitsy no teniny tamiko: “Ampy+ anao ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoa asehoko aminao. Fa lavorary ny fiasan’ny heriko eo aminao rehefa malemy ianao.”+ Koa aleoko àry mirehareha ny amin’ny fahalemeko,+ mba hitoetra eo amiko toy ny tranolay ny herin’i Kristy.