FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 6:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 ary i Ahitoba niteraka an’i Zadoka,+ ary i Zadoka niteraka an’i Ahimaza,+

  • 1 Tantara 27:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 i Hasabia zanak’i Kemoela no an’ny fokon’i Levy; i Zadoka+ no an’ny taranak’i Arona;

  • Ezekiela 44:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 “‘Hanatona mba hanompo ahy ireo Levita mpisorona+ taranak’i Zadoka,+ izay niandraikitra ny toerako masina fony naniasia nanalavitra ahy ny zanak’Israely.+ Dia hitsangana eo anatrehako+ izy ireo mba hanolotra tavin-kena+ sy ra’,+ hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara