FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 15:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Hoy koa ny mpanjaka tamin’i Zadoka mpisorona: “Tsy mpahita+ moa ianao? Miverena soa aman-tsara ao an-tanàna, ary ento miaraka aminareo izy roa lahy zanakareo, dia i Ahimaza zanakao sy Jonatana+ zanak’i Abiatara.

  • 2 Samoela 20:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Seva+ no mpitan-tsoratra,+ ary Zadoka+ sy Abiatara+ no mpisorona.

  • 1 Mpanjaka 1:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Tsy niandany+ tamin’i Adonia kosa anefa i Zadoka+ mpisorona sy Benaia+ zanak’i Joiada sy Natana+ mpaminany sy Simey+ sy Rey ary ny lehilahy maherin’i+ Davida.

  • 1 Mpanjaka 2:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Dia notendren’ny mpanjaka ho lehiben’ny tafika hisolo azy+ i Benaia+ zanak’i Joiada. Ary i Zadoka mpisorona no notendren’ny mpanjaka hisolo an’i Abiatara.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara