FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 1:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Ary Andriamanitra nanomboka nanao ny bibidia eny ambonin’ny tany araka ny karazany avy, sy ny biby fiompy araka ny karazany avy, ary ny biby rehetra mandady amin’ny tany araka ny karazany avy.+ Ary hitan’Andriamanitra fa tsara izany.

  • Ohabolana 6:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Mandehana any amin’ny vitsika,+ ry ilay kamo.+ Diniho ny fanaony ka mba hendre.

  • Ohabolana 30:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Ny vitsika dia vahoaka tsy matanjaka,+ nefa manangona ny sakafony rehefa fahavaratra,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara