1 Mpanjaka 4:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ahisara no niandraikitra ny ankohonany; ary Adonirama+ zanak’i Abda no niandraikitra an’ireo voantso hanao fanompoana.+ 1 Mpanjaka 9:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary nampanantsoin’i Solomona Mpanjaka ireo voantso hanao fanompoana,+ mba hanao ny tranon’i Jehovah+ sy ny tranony ary ny Dongon-tany+ sy ny mandan’i+ Jerosalema, sy Hazora+ sy Megido+ ary Gazera.+ 1 Mpanjaka 9:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 ka ny taranak’ireny, izay tsy voaringan’ny+ zanak’Israely fa mbola tavela teo amin’ilay tany, no nampanantsoin’i Solomona hanao asa an-terivozona, mandraka androany.+
6 Ahisara no niandraikitra ny ankohonany; ary Adonirama+ zanak’i Abda no niandraikitra an’ireo voantso hanao fanompoana.+
15 Ary nampanantsoin’i Solomona Mpanjaka ireo voantso hanao fanompoana,+ mba hanao ny tranon’i Jehovah+ sy ny tranony ary ny Dongon-tany+ sy ny mandan’i+ Jerosalema, sy Hazora+ sy Megido+ ary Gazera.+
21 ka ny taranak’ireny, izay tsy voaringan’ny+ zanak’Israely fa mbola tavela teo amin’ilay tany, no nampanantsoin’i Solomona hanao asa an-terivozona, mandraka androany.+