FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 31:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Dia hofenoiko ny fanahiko* i Bezalila, mba hananany fahendrena sy fahiratan-tsaina sy fahalalana ary fahaizana asa tanana isan-karazany,+

  • Eksodosy 35:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Ary nofenoin’Andriamanitra ny fanahiny izy, mba hananany fahendrena sy fahiratan-tsaina sy fahalalana ary fahaizana asa tanana isan-karazany,

  • Eksodosy 36:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 “Ary aoka hiasa i Bezalila sy Oholiaba+ ary ny olona rehetra manan-talenta, izay nomen’i Jehovah talenta+ sy fahiratan-tsaina+ ilaina amin’ireo zavatra ireo, mba hahaizany hanao ny asa rehetra mahakasika ny fanompoana masina, araka izay rehetra nandidian’i Jehovah.”+

  • Daniela 1:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ary nomen’Andriamanitra fahalalana sy fahaizana ny soratra rehetra sy ny fahendrena+ rehetra ireo ankizy efatra ireo. Ary nahay namantatra ny hevitry ny fahitana sy nofy i Daniela, na inona na inona karazan’izany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara