FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 28:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 sy rojo roa amin’ny volamena tsy misy fangarony.+ Dia ataovy mirandrana toy ny tady ireo rojo, ka ataovy miraikitra amin’ny tranom-bato.+

  • 2 Mpanjaka 25:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Valo ambin’ny folo hakiho+ ny haavon’ny andry tsirairay. Varahina ny loha andry+ teo amboniny, ary telo hakiho ny haavon’ny loha andry. Ary varahina daholo ny harato nifampidipiditra sy ny ampongabendanitra+ nanodidina ny loha andry. Nisy toy izany koa teo ambonin’ny harato nifampidipiditra, teo amin’ilay andry faharoa.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara