48 Nentiny tao amin’ny lala-mitafon’ilay trano+ aho, ary norefesiny ny andry teo amin’ilay lala-mitafo, ka dimy hakiho ny andaniny ary dimy hakiho ny ankilany. Telo hakiho ny sakan’ny vavahady teo amin’ny andaniny, ary telo hakiho teo amin’ny ankilany.