19 Nisy zanatohatra enina nankeo amin’ilay seza fiandrianana, ary nisy tafokely boribory nitatao tao aorian’izy io. Ary nasiany fitoeran-tanana teo amin’ny andaniny roa amin’ilay seza, ary nasiany liona+ iray avy nitsangana teo anilan’ireo fitoeran-tanana.+