1 Mpanjaka 7:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary naniraka olona haka an’i Hirama+ avy any Tyro i Solomona Mpanjaka. 2 Tantara 2:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Koa halefako any aminao ny olona iray mahay sy mahira-tsaina, dia i Hiram-aby,+ 2 Tantara 4:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Farany dia nataon’i Hirama ireo fitoeran-davenona+ sy lapelina+ ary vilia baolina.+ Dia vitan’i Hirama ny asa nataony ho an’i Solomona Mpanjaka, ho an’ny tranon’Andriamanitra.
11 Farany dia nataon’i Hirama ireo fitoeran-davenona+ sy lapelina+ ary vilia baolina.+ Dia vitan’i Hirama ny asa nataony ho an’i Solomona Mpanjaka, ho an’ny tranon’Andriamanitra.