1 Mpanjaka 7:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary naniraka olona haka an’i Hirama+ avy any Tyro i Solomona Mpanjaka. 1 Mpanjaka 7:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Ary nataon’i Hirama+ tsikelikely ireo koveta+ sy lapelina+ ary vilia baolina.+ Farany, dia vitan’i+ Hirama ny asa rehetra nataony ho an’i Solomona Mpanjaka, momba ny tranon’i Jehovah: 2 Tantara 4:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Farany dia nataon’i Hirama ireo fitoeran-davenona+ sy lapelina+ ary vilia baolina.+ Dia vitan’i Hirama ny asa nataony ho an’i Solomona Mpanjaka, ho an’ny tranon’Andriamanitra. 2 Tantara 4:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 ary ny fitoeran-davenona sy ny lapelina+ sy ny fitrebika+ sy ny fitaovana rehetra miaraka amin’ireo.+ Nataon’i Hiram-abivy+ ho an’i Solomona Mpanjaka ireo, ho an’ny tranon’i Jehovah, ka varahina nokosehina hangirana no nanaovany izany. Ohabolana 22:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Mahita olona mahay ny asany ve ianao? Eo anatrehan’ny mpanjaka no ijoroany,+ fa tsy hijoro eo anatrehan’ny olon-tsotra izy.
40 Ary nataon’i Hirama+ tsikelikely ireo koveta+ sy lapelina+ ary vilia baolina.+ Farany, dia vitan’i+ Hirama ny asa rehetra nataony ho an’i Solomona Mpanjaka, momba ny tranon’i Jehovah:
11 Farany dia nataon’i Hirama ireo fitoeran-davenona+ sy lapelina+ ary vilia baolina.+ Dia vitan’i Hirama ny asa nataony ho an’i Solomona Mpanjaka, ho an’ny tranon’Andriamanitra.
16 ary ny fitoeran-davenona sy ny lapelina+ sy ny fitrebika+ sy ny fitaovana rehetra miaraka amin’ireo.+ Nataon’i Hiram-abivy+ ho an’i Solomona Mpanjaka ireo, ho an’ny tranon’i Jehovah, ka varahina nokosehina hangirana no nanaovany izany.
29 Mahita olona mahay ny asany ve ianao? Eo anatrehan’ny mpanjaka no ijoroany,+ fa tsy hijoro eo anatrehan’ny olon-tsotra izy.