Eksodosy 37:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary nataony tamin’ny volamena tsy misy fangarony ny jiro fito ho an’ilay fitoeran-jiro, mbamin’ny fihazonana lahin-jiro sy ny fitondrana afo.+ Nomery 8:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Mitenena amin’i Arona ka lazao aminy hoe: ‘Rehefa mandrehitra ny jiro ianao, dia ataovy manazava ny faritra eo anoloan’ny fitoeran-jiro ireo jiro fito.’”+ 2 Tantara 29:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Nanidy ny varavaran’ny+ tilikambo fidirana koa izy ireo, ary tsy nandrehitra ny jiro.+ Tsy nandoro emboka manitra izy ireo,+ na nanolotra fanatitra dorana ho an’Andriamanitry ny Israely+ tao amin’ny toerana masina. Lioka 12:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 “Misikìna*+ ary aoka hirehitra ny jironareo.+
23 Ary nataony tamin’ny volamena tsy misy fangarony ny jiro fito ho an’ilay fitoeran-jiro, mbamin’ny fihazonana lahin-jiro sy ny fitondrana afo.+
2 “Mitenena amin’i Arona ka lazao aminy hoe: ‘Rehefa mandrehitra ny jiro ianao, dia ataovy manazava ny faritra eo anoloan’ny fitoeran-jiro ireo jiro fito.’”+
7 Nanidy ny varavaran’ny+ tilikambo fidirana koa izy ireo, ary tsy nandrehitra ny jiro.+ Tsy nandoro emboka manitra izy ireo,+ na nanolotra fanatitra dorana ho an’Andriamanitry ny Israely+ tao amin’ny toerana masina.