Nomery 3:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Ampanatony ny fokon’i Levy,+ ka asaivo mijoro eo anatrehan’i Arona mpisorona, mba hanampy+ azy. 1 Tantara 26:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Rehefa nozaraina toy izany ireo mpiandry vavahady, dia samy nanana ny anjara raharahany na izy ireo na ny filoha teo anivony.+ Izany no fanompoana nataony ho an’ny tranon’i Jehovah.
12 Rehefa nozaraina toy izany ireo mpiandry vavahady, dia samy nanana ny anjara raharahany na izy ireo na ny filoha teo anivony.+ Izany no fanompoana nataony ho an’ny tranon’i Jehovah.