20 Koa hoy i Mosesy tamin’ny olona: “Aza matahotra, fa mba hizahan-toetra anareo no nahatongavan’Andriamanitra,+ ary mba hatahoranareo azy mandrakariva ka tsy hanotanareo.”+
2 Amin’izay dia hatahotra+ an’i Jehovah Andriamanitrao ianao, ka hitandrina ny lalàny rehetra sy ny didiny andidiako anao sy ny zanakao ary ny zafinao,+ mandritra ny androm-piainanao, ary mba ho lava andro iainana koa ianao.+
13 Midika ho fankahalana ny ratsy ny fahatahorana an’i Jehovah.+ Halako ny fanambonian-tena sy ny fireharehana+ sy ny fanao ratsy ary ny vava fandainga.+