FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 9:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 “‘Ary raha misy mpivahiny monina eo aminareo, dia tokony hikarakara ny sorona fanao amin’ny Paska ho an’i Jehovah koa izy.+ Araka ny lalàn’ny Paska sy araka izay efa fanao amin’izy io no hanaovany azy.+ Ho iray ihany ny lalàna ho anareo, na vahiny izy na teratany.’”+

  • 2 Mpanjaka 5:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Koa niverina tany amin’ilay lehilahin’Andriamanitra+ izy mbamin’izay rehetra tao an-tobiny, ka nijoro teo anatrehan’i Elisa, ary nanao hoe: “Fantatro tokoa izao fa tsy misy Andriamanitra na aiza na aiza eto an-tany, afa-tsy eto amin’ny Israely ihany.+ Koa mba raiso, azafady, ny fanomezana ho fisaorana+ avy amin’ny mpanomponao.”

  • 2 Tantara 6:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 “Raha misy koa vahiny, izay tsy anisan’ny Israely olonao,+ nefa tonga avy any an-tany lavitra noho ny amin’ny anaranao be voninahitra+ sy ny tananao mahery+ ary ny sandrinao nahinjitra,+ ka tonga mivavaka manandrify an’ity trano ity,+

  • Isaia 56:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 “Ary ny hafa firenena izay miandany amin’i Jehovah mba hanompo azy+ sy mba ho tia ny anaran’i Jehovah+ ka ho mpanompony, eny, izay rehetra mitandrina ny sabata ka tsy manazimbazimba azy, sy mifikitra amin’ny fifanekena nataoko,+

  • Asan’ny Apostoly 8:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Dia nitsangana izy ka lasa, ary nahita tandapa+ etiopianina,+ izay olona ambony teo ambany fahefan’i Kandasy mpanjakavavin’ny Etiopianina. Niadidy ny harenany rehetra io tandapa io, ary nankany Jerosalema mba hivavaka.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara