2 Tantara 32:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 I Hezekia no nanampina+ ny loharano+ ambony tao Gihona,+ sy namily ny rano hidina niankandrefana nankany amin’ny Tanànan’i Davida.+ Ary nahomby foana izy tamin’izay rehetra nataony.+
30 I Hezekia no nanampina+ ny loharano+ ambony tao Gihona,+ sy namily ny rano hidina niankandrefana nankany amin’ny Tanànan’i Davida.+ Ary nahomby foana izy tamin’izay rehetra nataony.+