FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 1:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Ary hoy ny mpanjaka tamin’ireo: “Ento miaraka aminareo ireo mpanompon’ny+ tomponareo. Manana ramole aho ao, ka ampitaingeno an’iny i Solomona zanako,+ ary ento midina any Gihona+ izy.

  • 1 Mpanjaka 1:45
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 45 Ary nanosotra azy ho mpanjaka+ tany Gihona i Zadoka mpisorona sy Natana mpaminany. Dia niakatra avy tany izy ireo sady faly, ka nientanentana ny iray tanàna. Izany ilay tabataba renareo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara