2 Samoela 7:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ny hatsaram-panahiko feno fitiavana dia tsy hiala aminy toy ny nanesorako izany tamin’i Saoly,+ izay nalako tamin’ny toerany noho ny aminao. 1 Tantara 17:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Izaho ho rainy,+ ary izy ho zanako.+ Ary ny hatsaram-panahiko feno fitiavana dia tsy hesoriko aminy+ toy ny nanesorako izany tamin’ilay talohanao.+ Salamo 89:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Tsy hesoriko aminy anefa ny hatsaram-panahiko feno fitiavana,+Ary tsy mba hivadika aho fa ho mendri-pitokisana foana.+
15 Ny hatsaram-panahiko feno fitiavana dia tsy hiala aminy toy ny nanesorako izany tamin’i Saoly,+ izay nalako tamin’ny toerany noho ny aminao.
13 Izaho ho rainy,+ ary izy ho zanako.+ Ary ny hatsaram-panahiko feno fitiavana dia tsy hesoriko aminy+ toy ny nanesorako izany tamin’ilay talohanao.+
33 Tsy hesoriko aminy anefa ny hatsaram-panahiko feno fitiavana,+Ary tsy mba hivadika aho fa ho mendri-pitokisana foana.+