2 Samoela 7:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ny hatsaram-panahiko feno fitiavana dia tsy hiala aminy toy ny nanesorako izany tamin’i Saoly,+ izay nalako tamin’ny toerany noho ny aminao. 1 Mpanjaka 11:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Mbola ho azy ihany anefa ny foko iray,+ noho ny amin’i Davida mpanompoko+ sy noho ny amin’i Jerosalema,+ ilay tanàna nofidiko teo amin’ny foko rehetran’ny Israely. 1 Mpanjaka 11:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Fa homeko foko iray ny zanany, mba hisy jiro ho an’i Davida mpanompoko foana eo anatrehako, any Jerosalema,+ ilay tanàna nofidiko ho ahy mba hametrahana ny anarako.+
15 Ny hatsaram-panahiko feno fitiavana dia tsy hiala aminy toy ny nanesorako izany tamin’i Saoly,+ izay nalako tamin’ny toerany noho ny aminao.
32 Mbola ho azy ihany anefa ny foko iray,+ noho ny amin’i Davida mpanompoko+ sy noho ny amin’i Jerosalema,+ ilay tanàna nofidiko teo amin’ny foko rehetran’ny Israely.
36 Fa homeko foko iray ny zanany, mba hisy jiro ho an’i Davida mpanompoko foana eo anatrehako, any Jerosalema,+ ilay tanàna nofidiko ho ahy mba hametrahana ny anarako.+