5 fa tadiavo kosa izay toerana hofidin’i Jehovah Andriamanitrareo eo amin’ny fokonareo rehetra, mba hametrahany sy hampitoerany ny anarany, ka any no halehanareo.+
13 Tsy ny fanjakana manontolo anefa no hesoriko aminy,+ fa homeko foko iray izy noho ny amin’i Davida mpanompoko+ sy noho ny amin’i Jerosalema izay nofidiko.”+
27 Ary hoy i Jehovah: “Hesoriko tsy ho eo imasoko+ koa ny Joda,+ toy ny nanesorako ny Israely.+ Ary holaviko ity tanànan’i Jerosalema nofidiko ity, sy ilay trano izay nolazaiko hoe: ‘Hitoetra ao ny anarako.’”+