7 “Koa hatao sesitany izy ireo ka ho loha laharana eo amin’ireo hatao sesitany.+ Dia tsy hisy intsony ny lanonana feno filibana ataon’ireo mpitsilailay.
4 Ary raha entin’ny fahavalony any amin’ny fahababoana izy, dia any no handidiako ny sabatra mba hamono azy.+ Koa hifantoka aminy ny masoko, mba hanisiako ratsy azy, fa tsy soa.+