FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 19:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Koa ankehitriny, Jehovah Andriamanitray ô,+ vonjeo eo an-tanany izahay,+ mba ho fantatry ny fanjakana rehetra eto an-tany fa ianao irery ihany no Andriamanitra, Jehovah ô!”+

  • 2 Tantara 32:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Aza avela hanambaka+ na hamitaka+ anareo toy izao i Hezekia ary aza mino azy, fa mbola tsy nisy andriamanitry ny firenena na fanjakana nahavonjy ny vahoakany tsy ho azon’ny tanako sy ny tanan’ny razako. Koa izay Andriamanitrareo indray ve no hahavonjy anareo tsy ho azon’ny tanako?’”+

  • Joba 15:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Koa satria izy maninjitra ny tanany hanohitra an’Andriamanitra,

      Sady te hiseho ho ambony kokoa noho ilay Mahery Indrindra,+

  • Salamo 2:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Mitsangana ny mpanjakan’ny tany,+

      Ary mivondrona ny manam-pahefana,+

      Mba hanohitra an’i Jehovah+ sy ilay voahosony,+

  • Isaia 36:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Iza tamin’ny andriamanitra rehetran’ireo tany ireo no nahavonjy ny taniny teo an-tanako?+ Koa ahoana no hahafahan’i Jehovah hamonjy an’i Jerosalema eo an-tanako?”’”+

  • Isaia 37:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Mihantsy+ an’iza ianao, ary manevateva+ an’iza?

      Mampiaka-peo amin’iza ianao,+

      Ary mampiandranandrana ny masonao+ amin’iza?

      Tsy amin’iza fa amin’Ilay Masin’ny Israely!+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara