Joba 16:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Efa nandre zavatra maro toy izany aho.Mpampionona mandreraka daholo ianareo!+ Joba 42:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary rehefa tapitra ny tenin’i Jehovah tamin’i Joba, dia hoy i Jehovah tamin’i Elifaza Temanita: “Tezitra mafy aminao sy ny namanao roa lahy aho,+ satria tsy nilaza ny marina+ momba ahy ianareo, tsy mba tahaka an’i Joba mpanompoko.
7 Ary rehefa tapitra ny tenin’i Jehovah tamin’i Joba, dia hoy i Jehovah tamin’i Elifaza Temanita: “Tezitra mafy aminao sy ny namanao roa lahy aho,+ satria tsy nilaza ny marina+ momba ahy ianareo, tsy mba tahaka an’i Joba mpanompoko.