Isaia 57:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 57 Maty ny olo-marina,+ nefa tsy misy miraharaha+ an’izany. Nangonina ho any amin’ny toeran’ny maty ny olona tsara fanahy sy be fitiavana,+ nefa tsy misy mahafantatra akory hoe noho ny fisian’ny loza no nanangonana ny olo-marina.+
57 Maty ny olo-marina,+ nefa tsy misy miraharaha+ an’izany. Nangonina ho any amin’ny toeran’ny maty ny olona tsara fanahy sy be fitiavana,+ nefa tsy misy mahafantatra akory hoe noho ny fisian’ny loza no nanangonana ny olo-marina.+